Teny iditra manjaitra (zaitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampikambana lamba amin' ny kofehy mba ho tonga akanjo: Manjaitra palitao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sew, to stitch [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay coudre [Hallanger 1974]
Endriteny 
manjaitra
nanjaitra
hanjaitra
manjaira
Teny nalaina 

2012/06/09