Teny iditra manjaka (zaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitondra mifehy, mandidy, manapaka: Manjaka amim-pahendrena io filoha vaovao io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to reign, to govern [Richardson 1885]
 to rule, to govern [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gouverner, régner [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Endriteny 
manjaka
nanjaka
hanjaka
manjakà
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny manjaka ity (4): Ambohitrimanjaka, Ankilimanjaka, Imerimanjaka, Manjakandriana

Teny iditra manjaka (jaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome, manolotra jaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to present the jaka, to invite to a meal at the new year's festival [Richardson 1885]
Famaritana frantsay offrir des étrennes, donner des étrennes [Abinal 1888]
Endriteny 
manjaka
nanjaka
hanjaka
manjakà

Teny iditra manjakà (zaka, jaka)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjaka [fitanisana]

2012/04/10