Teny iditra manjakazaka (zakazaka (zaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy to lord it over others, to be bossy [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay dominer par son autorité [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
manjakazaka
nanjakazaka
hanjakazaka
Ohatra Izany fahapotehan' ny rafitra demokratika izany dia nohamafisin' ny toeran' ny antoko eo amin' ny fitondrana izay tena manjakazaka. [SeFaFi ]

Nohavaozina tamin' ny 2021/07/22