Teny iditra manjanjana (janjana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy, mamely mafy, manao zavatra ho vita tsara
¶ Mikapa ka tapaka tsy misy mitazona na kely aza izay notapahina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manjanjana
nanjanjana
hanjanjana
manjanjàna
Teny nalaina 

Teny iditra manjanjàna (janjana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjanjana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04