Teny iditra manjanona (janona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampitokona: Nanajanona ny fiarany teo afovoan-dalana izy ka voasazy
¶ Mampiato, tsy mamela hanohy: Tongany mpampianatra nanajanona ny ady hevitra fa saika nivadika ho zavatra hafa [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manjanona
nanjanona
hanjanona
manjanòna
Teny mitovy hevitra manajanona

Teny iditra manjanòna (janona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjanona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/10/05