Teny iditra manjarano
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazan' arina mainty any anaty tany fanaovana ny manjan' ny pensilihazo: Be manjarano eto Madagasikara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy graphite [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay graphite [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  anjamanga
Ohatra ary mikorosy, mbamin' ny fasana, amin' ny fitadiavana manjarano, ny vohitra manodidina antsika? [Rakotonandrasana: Tantsaha]

2012/06/09