Teny iditra manjary (zary)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vanona tsara, velona finaritra: Olona tsy manjary [Rajemisa 1985]

Teny iditra manjary (zary)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bara, Tambahoaka] tonga [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] mahavokatra [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] lasa (mitroy fiovana), tonga: Nanjary tsy añona ijy (lasa na tonga adala izy) tsara [Rakotosaona 1972]
 Tonga: Nanjary hendry izy nony natao kilasimandry
¶ Miofo: Manjary angidina ny ondrindrano
¶ Miova ho, mody: Haniary hafaliana ny alahelonareo [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to become; to turn out well [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay devenir, se transformer [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay  [Betsileo] pousser en belles touffes vigoureuses, pour les plantes cultivées et surtout pour le riz. Équivalent de mandrombona (Merina). Pour les légumes et autres plantes potagères, on dit plutôt manoala. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Endriteny 
manjary
nanjary
hanjary
manjaria
Teny mifanohi-kevitra 

2019/08/17