Teny iditra | manjavozavo (zavozavo) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maizimaizina, somambisamby: Manjavozavo izany andro izany, / Tsy mahita tsara: Angaha manjavozavo ny masonao no tsy hitanao io foto-kazo io Tsy mazava tsara: Manjavozavo ny fijeriko an' irỳ trano irỳ Tsy hita miavaka tsara, mifangaroharo: Manjavozavo ity soratra ity fa angaha efa ela nitoerana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be seen far off indistinctly; to be dimly visible; to be vague [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on voit indistinctement au loin; être vague [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |