Teny iditra manjelatra (jelatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany
Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjelatra
Ny lasa : nanjelatra
Ny hoavy : hanjelatra
Tovy hevitra jelaka
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11