Teny iditra manjembijemby (jembijemby (jemby))
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Manjavozavona, pahimpahina ny maso
Matroka, manjavona noho ny fofon' aina na ny fofon-drano (fitaratra) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20