Teny iditra manjera (zera)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandavo, manadaboka, mamotraka: Nisy nanjera ilay tavim-boninkazo teto ka vaky terý
¶ Mamarina, manary: Iza aminareo no nanjera ny satroko tany anaty rano? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to throw down ; to beat [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay jeter à terre; battre [Hallanger 1974]
Endriteny 
manjera
nanjera
hanjera
manjerà

Teny iditra manjerà (zera)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/09