Teny iditra manjevo (zevo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampifangaro: Manjevo ny kisoa sy ny ondry [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manjevo
nanjevo
hanjevo
manjevoa
Teny mitovy hevitra manjevozevo

2010/05/14