Teny iditra manjinga (zinga)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manovo amin' ny zinga: Antsoy i Bozy hanjinga ny rano ao an-tsinibe [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manjinga
nanjinga
hanjinga
manjin

Teny iditra manjingà (zinga)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjinga [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/04