Teny iditra manjohy (zohy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manaraka, momba: Nanjohy an-drainy tamin' izay rehetra nalehany izy
¶ Manenjika: Lasa nanjohy papelika Ibalita
¶ Manjoko: Manjohy izaitsizy io antidahy io [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to follow; to pursue; to investigate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay suivre; poursuivre [Hallanger 1974]
Endriteny 
manjohy
nanjohy
hanjohy
manjohia
Ohatra Nifanaraka nanao valala manjohy izy teny am-pandehanana, ny filohan' ny toby no nitarika. [Andraina: Mitaraina]
Teny nalaina 

2012/06/09