Teny iditra | manjokaiky (jokaiky) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifintina tsy mihetsika ary manjonitra toa malahelo; mitakoko, manjonitra, manjoretra, manjonetra [1.1] | ||||||
Ohatra | Mipetraka ambony tsihy izy manjokaiky toa olona tra-pahakiviana sy very hevitra.
[2.470] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | mijokaiky | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny manjokaiky io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |