Teny iditra manjoko (joko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miondrikondrika sy mivokobokoka rehefa mandeha: Mampalahelo ahy io antibavy manjoko io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manjoko
nanjoko
hanjoko
manjokoa
Teny nalaina 

2010/05/14