Teny iditra manjoloka (joloka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiditra, manatsofoka: Nahita olona nanjoloka kesika roa tao anatin' io lava-bato io aho [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manjoloka
nanjoloka
hanjoloka
manjoloha

2010/05/14