Teny iditra manjongy (jongy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manisy zaitra amin' ny sisin-damba [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manjongy
nanjongy
hanjongy
manjongia

2010/05/14