Teny iditra manjonitra (jonitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiseho endrika malahelo ary malai-mihetsika; mitakoko toa marary noho ny alahelo: Lasa reniny ka manjonitra Ikoto [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être triste, avoir l’air pensif, mélancolique [Abinal 1888]
Endriteny 
manjonitra
manjonitr'
manjoni-
nanjonitra
nanjonitr'
nanjoni-
hanjonitra
hanjonitr'
hanjoni-
manjonera

2017/08/04