Teny iditra manjopelaka (jopelaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy (hazavana) mamiratra mamono maso mila tsy ho azo jerena: Manjopelaka ireo vakana ireo
(maso) Jambena: Manjopelaka ny maso raha mijery masoandro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manjopelaka
Ny lasa : nanjopelaka
Ny hoavy : hanjopelaka
Tovy hevitra manjopelana ~ manjopiaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20