Teny iditra manjoretra (joretra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamitsaka tsy mihetsika noho ny alahelo na ny aretina, ka raha olona, mitakoko mitan-takolaka, ary raha biby kosa, manjokaiky, miforitra: Marary angaha ity akoholahin' i Naivo ity fa manjoretra hatry ny omaly [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be silent, to be thoughtful, to be melancholy [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être silencieux, morne, mélancolique [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
manjoretra
nanjoretra
hanjoretra
manjoreta
Teny mitovy hevitra mijoretra
Teny nalaina 

2012/06/10