Teny iditra manjozorobe (zozoro, be)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny vary efa mby am-bentiny ny salohiny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay se dit de l'épi du riz épanoui et d'un champ de riz en épis [Abinal 1888]
 (adjectif) (vient de zozoro). Se dit du riz dont la panicule est complètement étalée, comme l'anthèle du zozoro. Riz au maximum de la floraison. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31