Teny iditra manka~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny manka~]
Famaritana malagasy Tovona fanaovana matoanteny izay mety hanan-kevitra efatra, eo alohan' ny:
¶ 1) fototeny sasantsasany: "mahatonga ho" (ohatra Mankahia)
¶ 2) fototeny sasantsasany: "manome" (ohatra Mankahery)
¶ 3) fototeny sasantsasany: "manao ho" (ohatra Mankamamy)
¶ 4) mpamaritra matoanteny manondro toerana sy ny mpampikambana "amy": "mandeha ho" (ohatra Mankeroa, mankamy) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy prefix used to form transitive verbs, some of which have a causative meaning; used with the locatives to form verbs meaning : to go here, to go there, etc [Hallanger 1973]
Endriteny 
manka~
mank~

2017/06/29