Teny iditra mankafy (fy)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandre tsiro amin-kafaliana: Mankafy [...]
¶ Tia, mandre hafinaretana amy...: Mank [...]
Mitovy hevitra: mankamamy [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to consider a thing delicious or succulent, to take pleasure in. [Richardson 1885]
   to consider delicious [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   trouver délicieux, aimer [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mankafy
nankafy
hankafy
mankafiza
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/04