Teny iditra mankahery (hery)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manome tanjaka ara-tsaina sy am-panahy indrindra: Mankahery ny fanahy ny fivavahana. / Tsy nitsahatra nankahery ny vadiny narary izy
¶ Mamporisika: Mankahery anay amin' ny ataonay izao fanatrehanao izao [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mankahery
nankahery
hankahery
mankahereza

2010/05/14