Teny iditra mankandoa (loa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga te handoa (marihina fa zavatra avy any anaty no lazaina amin' izany): Mankandoa izany fofona izany; fa raha avy ety ivelany kosa, "mampandoa" no ampiasaina: Mampandoany marary ny mpitsabo raha nihinanjavatra ratsy toy ny poizina izy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankandoa
Ny lasa : nankandoa
Ny hoavy : hankandoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05