Teny iditra mankany (any)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel. [Richardson 1885]
Endriteny 
mankany
nankany
hankany
mankanesa
Ohatra Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2012/06/09