Teny iditra mankao (ao)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha ho ao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy imp and rel not used. To go there. [Richardson 1885]
 to go there (place not in sight) [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay aller ici (pas loin, pas visible) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mankao
nankao
hankao
Ohatra Rehefa maraina ny andro, dia namoha varavarana mankao amin'izy mianaka Ramatoa Ramavo [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2012/06/09