Teny iditra mankasiaka (siaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga hasiaka: Vao mainka mankasiaka ny alika ny fitorotorahanareo azy
Mitovy hevitra: mankaloza [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mankasiaka
nankasiaka
hankasiaka
mankasiaha
Teny mitovy hevitra mankaloza

2013/04/04