Teny iditra mankasitraka (sitraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zavabitany ny fanfakana
¶ Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona
¶ Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay
Mitovy hevitra: mankafy ~ mankamamy ~ mankatelina ~ mankatoa ~ tia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to find pleasing or acceptable; to thank [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance [Hallanger 1974]
Endriteny 
mankasitraka
nankasitraka
hankasitraka
mankasitraha
Ohatra Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

2012/09/26