Teny iditra mankatelina (telina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandray na manaiky amimpahafaham-po: Mankatelina izao fandraisanareo izao aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to swallow; to approve; to express thanks for [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay approuver, apprécier; témoigner sa reconnaissance [Hallanger 1974]
Endriteny 
mankatelina
nankatelina
hankatelina

2012/06/09