Teny iditra mankatoa (toa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   accepter, obéir à [Rajaonarimanana 1995]
Ohatra   Fihatsarambelatsihy ara-tsosialy sy ara-politika ny famotsoran-keloka raha mankatoa ny fisian’ny tsy maty manota. [ ]
Ny bikany  
mankatoa
mankatoan'
mankatoan-
mankatoam-
nankatoa
nankatoan'
nankatoan-
nankatoam-
hankatoa
hankatoan'
hankatoan-
hankatoam-

Nohavaozina tamin' ny 2014/09/17