Teny iditra mankeny (eny)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha eny: Mankeny an-tsena izahay isan' andro [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go there (quite near, in sight) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aller là (pas bien loin, visible) [Hallanger 1974]
Ohatra   Teny Anosibe, amin' ny lalana mankeny Fenoarivo, no nahitana trano lehibe iray mitafo tanimanga, biriky madioivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Ny bikany  
mankeny
nankeny
hankeny

Nohavaozina tamin' ny 2012/06/09