Teny iditra mankeroa (eroa)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha, manatona eroa: Variana aho m [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go there (far away, not in sight) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   aller là-bas, (loin, visible) [Hallanger 1974]
Ohatra   Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho. [Baiboly: 47:026:036/Matio 26:36..]
Ny bikany  
mankeroa
nankeroa
hankeroa

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/16