Teny iditra mankerỳ (erỳ)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mandeha ho erỳ: Nilanja angady nankerỳ an-tanimbary Rabozaka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to go there, (quite far, in sight) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   Aller là-bas, par là-bas, se rendre là-bas [Abinal 1888]
   aller là-bas, (loin, visible) [Hallanger 1974]
Ny bikany  
mankerỳ
nankerỳ
hankerỳ

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/20