Teny iditra manketsy (etsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha manatona etsy: Tsy mandrara anao tsy hanketsy an-davarangana aho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manketsy
Ny lasa : nanketsy
Ny hoavy : hanketsy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05