Teny iditra manoatra (hoatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manan-tombo: Manoatra an-dRakoto amin' ny havaventy Rabe
¶ Mahery lanja, tsara kokoa: Mbola manoatra noho ny raozy ny lisy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to exceed, to surpass, to go over to overtake and pass [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay excéder, surpasser; attraper et excéder [Hallanger 1974]
Endriteny 
manoatra
nanoatra
hanoatra

Teny iditra manoatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] misolo [Rakotosaona 1975]

Teny iditra mañoatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka, Tanala] manoaka: Vokisana hiasa ka mañoatra ambodi-tahalake (fahadisoam-panantenana) [Rakotosaona 1975]
Endriteny 
manoatra
nanoatra
hanoatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31