Teny iditra manodina (hodina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga hihodina: Iza no nanodina ity milina ity
¶ Mampiova: Nisy nanodina ny lohan' ity tovolahy ity
¶ Manasitily: Manodina divay ho toaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to turn [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tourner, faire tourner comme une manivelle, une roue, etc [Hallanger 1974]
Endriteny 
manodina
nanodina
hanodina
manona
Ohatra 
1Injay fa mitefotefoka ny milina manodina azy. [Rakotozafy: Ratsimba, takila 72]
2Ary dia nizaha ny fanaovan-tafondro izahay, koa nisy soavaly efatra no manodina ny kodia, handoaka ny tafondro. [Razoharinoro: Soratra, takila 185]

Teny iditra manodina (odina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay faire révolter [Abinal 1888]
Endriteny 
manodina
nanodina
hanodina
manona
Teny mitovy hevitra mampiodina
Ohatra Fa toa mora ihany indraindray ny manodina ny sain' ny vahoaka! [Ravelomanana: Lalana, takila 179]

Teny iditra manona (hodina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manodina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

Teny iditra manona (odina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manodina [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Teny mitovy hevitra mampiona

Teny iditra mañodina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] manimba [Rakotosaona 1972]

2017/09/03