Teny iditra manodinkodina (hodinkodina (hodina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ahoana moa no hampanekena ny olona fa rariny ny hampiharana sazy henjana amina mpiasa iray nangalatra yaorita na akanjo na entana fampiasa andavanandro nefa ny mpanao politika manodinkodina vola an-tapitrisany maro tsy mba voatohintohina, ary na misy aza izany dia lazainy fa zony ny mahazo famotsoran-keloka? [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manodinkodina, manodinkodin-, manodinkodim-, manodinkodi-
Ny lasa : nanodinkodina, nanodinkodin-, nanodinkodim-, nanodinkodi-
Ny hoavy : hanodinkodina, hanodinkodin-, hanodinkodim-, hanodinkodi-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20