Teny iditra manodivitra (hodivitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahatonga hihodivitra, hioritra: Ilay nahapotrahany omaly no nanodivitra ny hazondamosiny
¶ Mamily, mampivily, manolaka: Andriamanitra no nanodivitra ny loza fa saika maty tao daholo izy mianakavy
¶ Tsy mahitsy fa miolaka mihodina: Nanodivitra ny tendrombohitra izahay tamin' ny niverina [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manodivitra
nanodivitra
hanodivitra
manodivira
Teny nalaina 

2010/05/14