Teny iditra manofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandoa vola amin' ny zavatr' olona ampiasaina na trano ipetrahana: Manofa ny tranon-dRabe izahay [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rent, to pay rent for [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay louer, payer un loyer [Hallanger 1974]
Endriteny 
manofa
nanofa
hanofa
manofà

Teny iditra manofa (hofa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miantso amin' ny alalan' ny famantarana amin' ny lamba, satroka, tanana...: Manofa lamba olona
¶ Manasivana voan-javamaniry amin' ny sahafa: Tsy mahay manofa vary ianao izany, ka very daholo ny voam-bary [Rajemisa 1985]

Teny iditra manofà (hofa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manofa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/10