Teny iditra manofakofaka (ofakofaka (ofaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manendaka hodi-biby na zavatra [Rajemisa 1985]
Endriteny 
manofakofaka
nanofakofaka
hanofakofaka
manofakofaha

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31