Teny iditra manofana (ofana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy to temper, to harden. [Richardson 1885]
 to temper steel; to harden [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay tremper l'acier; durcir [Hallanger 1974]
Endriteny 
manofana
nanofana
hanofana
manofàna

Teny iditra manofana (ofana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamolavola mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny takin' ny fandrosoana entin' ny toetr' andro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to train people [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay former des gens capables [Hallanger 1974]

Teny iditra manofàna (ofana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manofana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]

2012/06/11