Teny iditra manofinofy (nofinofy (nofy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ny manofinofy nokekerin-dita sy amboa adala dia manambara vosavin' olona, hono izany ka tsy maintsy hisoritra fotaka sy lomotra izay nanonofy izany hisakana ny ratsy. [1.353]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manofinofy, manofinofin', manofinofin-, manofinofim-
Ny lasa : nanofinofy, nanofinofin', nanofinofin-, nanofinofim-
Ny hoavy : hanofinofy, hanofinofin', hanofinofin-, hanofinofim-
Tovy hevitra manonofinofy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20