Teny iditra manogo (hogo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandamaka ny volo: Iza no nanogo ny volon' itý zaza itý? [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to comb [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay peigner [Hallanger 1974]
Endriteny 
manogo
nanogo
hanogo
manogoa

2012/06/10