Teny iditra manoha (toha)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hivoaka
¶ Manohitra zavatra mahery: Manoha riana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to prevent, to impede to resist, to oppose [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay empêcher, faire obstacle: résister [Hallanger 1974]
Endriteny 
manoha
nanoha
hanoha
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra manoha
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tsy mahasalama (trano sy finoana) [Rakotosaona 1972]

2012/08/17