Teny iditra manohina (tohina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mikasika kely: Ny ankihikeliko fotsiny no nanohina ilay sarivongana dia nianjera ilay izy
Mampihetsi-po: Nanohina ahy ny teny mamy fankasitrahana nataonareo, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To touch lightly, to jostle; to touch the heart or the sentiments [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Opposer, résister [1.8]
Ohatra 
1Ny hoe manohina ny akalam-baiko dia mikasika ny maharary ahy mafy, ny tena aretiko. [2.643]
2Ireo tantara izay mirakitra zavatra manan-danja dia manohina ny olona kokoa raha toa ka lalaovina. [2.424]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manohina
Ny lasa : nanohina
Ny hoavy : hanohina
Filaza mandidy : manohìna

Teny iditra manona (tohina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manohina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29