Teny iditra manohitra (tohitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miady mba tsy ho resy: Nanohitra taminkerimpo ny tafika
¶ Manda tsy hanaraka: Manohitra ny fakampanahy
¶ Misakana: Manohitra lzany fanambadiana izany aho
¶ Mifandaka amy: Manohitra ny lalàn' ny zavaboary izany
Mitovy hevitra: mamaly ~ manao valy boraingona ~ manao valy boribory ~ manao valy matevina ~ manao vato manoha riana ~ manao vola manoha randrana ~ mandrava laka ~ mandà ~ maniho ~ manipaka ~ manohana ~ manosibohon-tanana ~ mianjona ~ mibohika ~ mibohitra ~ mibohy ~ midrikina ~ mihenahena ~ mihifika ~ mihirihiry ~ mikahankahana ~ mikibohitra ~ misitra ~ mitohitra ~ mitsipaka ~ mitsivalana [Rajemisa 1985]
 manao zavatra mifanipaka amin'ny an'ny hafa
¶ manohitra ny imperialisma: mitsipaka sy miady amin'ny imperialisma [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay contrarier
¶ manohitra ny imperialisma: anti-impérialiste [SLP: Voambolana]
Ohatra Kanefa misy setriny manohitra izany. [Randzavola: Baiboly, takila 821]
Endriteny 
manohitra
nanohitra
hanohitra
manohera
Teny nalaina 

2014/10/03