Teny iditra manoina (toina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamaly (antso): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manoina
Ny lasa : nanoina
Ny hoavy : hanoina
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05