Teny iditra manoitra (oitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manainga zavatra mavesatra na miraikitra amin' ny alalan' ny fanoto na bara vy na angady [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to raise by a lever. [Richardson 1885]
Endriteny 
manoitra
nanoitra
hanoitra
manoira

2010/05/14